Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mifankatiava re (AKON'I BETELA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref:(Zagnahary agnambo nagnano olo jiaby e
Ka mifankatiava antsika olombelogno ô) x2
Aoka havelantsika ny fitiavan-tegna a
Hoy Jesosy, ka mifankatiava mpirahalahy
Hamafiso ny fihavanagna a
Ka samia mifanohantohana a
Aza misy mifampialona ô
Fa taranak'i Adama sy Eva aby e
Antsika eto an-tany
(Zahagna ny any atsimo (Toy izany ihany)
Marobe ny mpagnavakavaka
Na ny any avaratra, tsy mba misy mifagnampy
Na ny antsinagnana, tsy mahalala mifampiantra
Na ny any an-drefana, tsy mifankatia) x2
Hoy 'lay Jesosy be fitia
Mifankatiava toy ny nitiavako anareo
Ref
(Zao no baikon'i Jeso) x2 , (mba mifankatiava re) x2
Toy ny mpirahalahy (x2), mba mifankatiava re
(Zao no baikon'i Jeso) x2 , (mba mifankatiava re) x2
Toy ny mpirahalahy (x2), mba mifankatiava re
Ref
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AKON'I BETELAVangy : 13
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 23/03/2026 09:07
