AZA MATAHOTRA (Do dia Eb:Marisika) (AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza matahotra re hianaof'efa nanavotra anao Aho
Efa niantso ny anaranao
Izaho Tompo no miantso izao.DC
Réfrain:
Raha mita rano hombaiko ianao
Raha mita ny ony tsy ho safotra
Aza matahotra fa ny Tompo
Hanavotra anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALAVangy : 2780
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tralotoh
Daty : 03/12/2013 11:34