AZA MATAHOTRA (Do dia Eb:Marisika) (AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza matahotra re hianaof'efa nanavotra anao Aho
Efa niantso ny anaranao
Izaho Tompo no miantso izao.DC
Réfrain:
Raha mita rano hombaiko ianao
Raha mita ny ony tsy ho safotra
Aza matahotra fa ny Tompo
Hanavotra anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALAVisites : 2793
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tralotoh
Date : 03/12/2013 11:34