Ho anao izay mitady (AiFa Imerintsiatosika (Aina sy Fanahy Ziona vaovao Imerintsiatosika))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1: Ho anao izay mitady Fiadanana izay ao am-po
Fa efa sasatra miady, Ka dhbytxl mila hamoy fo tononkira.serasera.org tokoa iwgrx
Ho anao mitady ho kivy, fa efa be ireo manjo.
Mbola ao ilay Jesosy Izay vonona hanasoa.

Refrain : Fa Izy anie no tsy manary, Mpamonjy mora fo Izy hanome anao ireo soa, Fa Izy ilay namonjy anao Nanafaka ny otanao, Nijaly noho ny eloko sy ny anao, Ka mitodia re izao, Ekeo ilay fanavotana, Ka aza variana @ izao tontolo.

2 : Ho anao izay mitady Ilay tena fitsaharana, Mivezivezy tsy mahita, Izay nmnlg mba hiantsapazana lanao miasa fatratra sy Mitondra enta-mavesatra
Tsarovy fa Jesosy anie, Ilay mpamela heloka.

Refrain : Fa Izy anie no tsy manary, Mpamonjy mora fo Izy hanome anao ireo soa, Fa Izy ilay namonjy anao Nanafaka ny otanao, Nijaly noho ny eloko sy ny anao, Ka mitodia re izao, Ekeo ilay fanavotana, fa aza variana @ izao tontolo.

--------
Rohy:
Hevitra
RAHERILAZA ( 06/04/2025 07:28)
Mankasitraka amin'ny fandraisana. Tahian'i Tompo hatrany.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AiFa Imerintsiatosika (Aina sy Fanahy Ziona vaovao Imerintsiatosika)
Vangy : 483
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAHERILAZA
Daty : 06/04/2025 07:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296