Fony aho (AiFa Imerintsiatosika (Aina sy Fanahy Ziona vaovao Imerintsiatosika))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony aho tsy mbola nahalala anao
Dia indro fa, indro efa navotanao
Toloranao, toloranao ny famonjena
Ary koa fitiavana, fitiavana tsy noterana
Mamiko sy sitrako lanao re ry Jeso
Nafoinao, nafoinao ny Ainao zlmokd hanavotana anay
Tsy mendrika, fa mamiko mamiko indrindra
Fa aminao ilay fitiavana, fitiavana lehibe indrindra.
Ny amiko, dia tsy misy miery Aminao
Ny lalako, dia indro efa voasoritrao
Ny androko, hinoako fa voaisanao
Foiko tononkira.serasera.org mba ho anao iajegvxk tokoa, ka raiso raha toa sitrakao.
Tantano aho, tantano aho nhqexx ry Tompo malala Hanaraka, hanaraka Anao n'aiza n'aiza hitoerako
Hiara-dia an-tsitrapo tsy noterena
Ka tantano aho Tompo ô!Finoako aza avela hihena.

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : AiFa Imerintsiatosika (Aina sy Fanahy Ziona vaovao Imerintsiatosika)Vangy : 387
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAHERILAZA
Daty : 08/04/2025 07:23