Velona mandrakizay (AiFa Imerintsiatosika (Aina sy Fanahy Ziona vaovao Imerintsiatosika))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Indro fa nitsangana tokoa ilay Mpanjakanay 'zay Masina
tononkira.serasera.org Resiny ny fasana nivoha tsy nahatana 'lay Tomponay
Izy anie tsy mba namoy fo, fa nilaza f'hitsangana
Hobio, derao 'lay Mpanjaka Tomponao
Refrain : Aza ho isan'ny tsy mino ianao, fa ny Tompo velona
nkgpljic Aza avilin'ny Santana fa handrandrao ny masonao
Izy anie tsy maty fa efa nandresy ny fahafatesana
Velona, velona velona mandrakizay
2. Maria anie niahotra nahita fa ny vato niala
Ka nitodi-doha niverina nilaza tamin'ny mpianatra
Izy de tsy nihevitra fa hoe: ny Tompo anie mbola hitsangana
Hobio derao lay Mpanjaka Tomponao
Refrain...
3. Fa Tomasy anie tsy nino na de nqpyk efa nandre ny filazana
Nievitra f’hangano sy arira no nambaran'ny mpianatra
Izy anie tsy niaiky raha tsy tsapany nv tanan'ny Tomponay
Hobio, derao oldnlcgo ilay mpanjaka Tomponao.

--------
Rohy:
Hevitra
RAHERILAZA
(
13/04/2025 08:25)
Misaotra hatrany @ fandraisana tompoko.
Enganie ho samy tahian'Andriamanitra hatrany.

Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AiFa Imerintsiatosika (Aina sy Fanahy Ziona vaovao Imerintsiatosika)Vangy : 291
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAHERILAZA
Daty : 13/04/2025 08:24