Tantara taloha (Aina Cook)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao niandoha izaho sy ianao nifankatia tokoa
Izaho ilay 1 lasa 2 f’ efa maxe niova fo
Ireo sangisangy, ireo adiady, ireo teny mamy
NAnjary niova ho tomany
Averiko izay nindramiko tsy ho neniko
Angamba tsy ho tsiniko
Ref:
Izay niainantsiaka avqwylb roa aza avela hifoha
Ny hirako hiraiko hanadinoko
’zay natao tsy hifarana hasambarana
Iza moa no nanampo
Ho tantara taloha
Sarotra ny hanadino nefa xnmipgui mora ny mino
Ny alahelo misava dia efa rava
Fitia tsy hiserana ho feno fandeferana no tononkira.serasera.org hita ao
Hiara hanorim-pianam-baovao
Averiko...
Ref:Zay.......
KA ny tenanao manontolo
ny tananao no antenaiko
Hizarako hafaliana sy ho tena tiana
tsy hasaraka ahy
Fitia tsisy ahiahy, ho tsy ahy
Ref:’zay niainantsiaka roa...

--------
Rohy: