Tsiaro (Aina Cook)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tsaroako ireo lalao taloha
Tadidiko avokoa, ato an-doha
Ireo namako dia be dia be tokoa
lugahb Fa nanankinako ny fo ianao.
  ref:    Tsy ny alahelo no mivoka
  tggsgnr     Tsy hoe irery aho ka te qoeyeg hitrotra
      Fa mikalo ka tsy haro no tanisan’ny fo
Satriko, raha mba teo foana ianao
Ka hilaza izay vaovao, nefa izao,
Lavitra ahy, nifindra any an-kafa
Feno banga manatsafa, tononkira.serasera.org tsy hitafa.

(ref)

Taona maro, tsy mba nifanankalo
Hery tsy mampimalo, izay nandalo
Ilay fahazazana no atambatro ho visaina
Nokaloiko mba hiraina, mba ho anao

(ref)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Aina Cook
Visites : 11225
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ricka
Date : 19/10/2004 19:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3372