Tantara taloha (Aina Cook)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao niandoha izaho sy ianao nifankatia tokoa
Izaho ilay 1 lasa 2 f’ efa niova fo
Ireo sangisangy, ireo adiady, ireo teny mamy
NAnjary ytxf niova ho tomany
Averiko izay nindramiko tsy ho neniko
Angamba tsy ho tsiniko

Ref:
Izay niainantsiaka roa aza avela hifoha
Ny hirako hiraiko hanadinoko
’zay natao tsy hifarana hasambarana
Iza moa no nanampo
Ho ynaiui tantara taloha
Sarotra ny xijyjcjp hanadino nefa mora ny mino
Ny alahelo misava dia efa rava
Fitia tsy hiserana tononkira.serasera.org ho feno fandeferana no hita ao
Hiara hanorim-pianam-baovao

Averiko...

Ref:Zay.......

KA ny tenanao manontolo
ny tananao no antenaiko
Hizarako hafaliana sy ho tena tiana
tsy hasaraka ahy
Fitia tsisy ahiahy, ho tsy ahy

Ref:’zay niainantsiaka roa...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Aina Cook
Hits : 24404
Likes : 1 Like
Created by : Fiffi
Date : 04/06/2007 19:53
Audio

Audio not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0344