Parano (Agrad)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanakaramako detective
Fa sao misy manadala anao
Hitsikilo @marain-tsy hariva
Indrindra moa rehefa eny andalana
Na dia koboko efa mahay m'esquive
Ireo kazarana fakam-panahy
Fa tsy vitsy no mikasa hanimba
Ireo niarahana natsangana
Tsy fananana iombonana io o
Tsy natao hikambanana sanatria
Izay alehanao feno voyou o
Tsy maniry antsika roa hifankatia
Ref :
Parano parano parano
Hasarotam-piaro mahalasa parano
Parano parano parano
Tiko ho ahy irery ianao hatrany amparany o
Izay misy anao tiako jerena @gps
Hiazakazaka any aho ohatra ny tononkira.serasera.org hanao eps
Eto antanana feno fatsora lahy
Tia manararaotra hniso ilay fahatsorana
Izaho ataovy akama fa tsy olana
Dia vomaika ho wrgfxdpp mafy fatotra ilay fatorana
Ny hatsaranao diso mihoa-papana
Mampitelindrora lzvve jiaby ny eto an-tanàna
Ref : ...
Fa sao misy manadala anao
Hitsikilo @marain-tsy hariva
Indrindra moa rehefa eny andalana
Na dia koboko efa mahay m'esquive
Ireo kazarana fakam-panahy
Fa tsy vitsy no mikasa hanimba
Ireo niarahana natsangana
Tsy fananana iombonana io o
Tsy natao hikambanana sanatria
Izay alehanao feno voyou o
Tsy maniry antsika roa hifankatia
Ref :
Parano parano parano
Hasarotam-piaro mahalasa parano
Parano parano parano
Tiko ho ahy irery ianao hatrany amparany o
Izay misy anao tiako jerena @gps
Hiazakazaka any aho ohatra ny tononkira.serasera.org hanao eps
Eto antanana feno fatsora lahy
Tia manararaotra hniso ilay fahatsorana
Izaho ataovy akama fa tsy olana
Dia vomaika ho wrgfxdpp mafy fatotra ilay fatorana
Ny hatsaranao diso mihoa-papana
Mampitelindrora lzvve jiaby ny eto an-tanàna
Ref : ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AgradVangy : 4268
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : onjarazafyharison04
Daty : 12/01/2023 13:33
