Parano (Agrad)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanakaramako detective
Fa sao misy yktof manadala anao
Hitsikilo @marain-tsy hariva
Indrindra moa rehefa eny andalana
Na dia koboko efa mahay m'esquive
Ireo kazarana fakam-panahy
Fa tsy vitsy no mikasa hanimba
Ireo niarahana natsangana
Tsy fananana lwbai iombonana io o
Tsy natao hikambanana sanatria
Izay alehanao feno voyou o
Tsy maniry antsika roa hifankatia
Ref :
Parano parano parano
Hasarotam-piaro mahalasa parano
Parano parano parano
Tiko ho ahy irery ianao hatrany amparany o
Izay misy anao tiako jerena @gps fads
Hiazakazaka any aho ohatra ny hanao eps
Eto antanana feno fatsora lahy
Tia manararaotra ilay fahatsorana
Izaho ataovy akama fa tsy olana
Dia vomaika ho mafy fatotra ilay fatorana
Ny hatsaranao diso mihoa-papana tononkira.serasera.org
Mampitelindrora jiaby ny eto an-tanàna
Ref : ...
Fa sao misy yktof manadala anao
Hitsikilo @marain-tsy hariva
Indrindra moa rehefa eny andalana
Na dia koboko efa mahay m'esquive
Ireo kazarana fakam-panahy
Fa tsy vitsy no mikasa hanimba
Ireo niarahana natsangana
Tsy fananana lwbai iombonana io o
Tsy natao hikambanana sanatria
Izay alehanao feno voyou o
Tsy maniry antsika roa hifankatia
Ref :
Parano parano parano
Hasarotam-piaro mahalasa parano
Parano parano parano
Tiko ho ahy irery ianao hatrany amparany o
Izay misy anao tiako jerena @gps fads
Hiazakazaka any aho ohatra ny hanao eps
Eto antanana feno fatsora lahy
Tia manararaotra ilay fahatsorana
Izaho ataovy akama fa tsy olana
Dia vomaika ho mafy fatotra ilay fatorana
Ny hatsaranao diso mihoa-papana tononkira.serasera.org
Mampitelindrora jiaby ny eto an-tanàna
Ref : ...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AgradHits : 4269
Likes : 0 Like
Created by : onjarazafyharison04
Date : 12/01/2023 13:33
