Fay (Agrad)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ho paxne roa herinandro zay ny tontoloko ny maloka
Fa t@nao iany ahy ny mba nety nandoalika
F'enao nangarika,nanesotra anle marika
Fa hoe any ho any misy anankiray fuwelyez mahasarika
Marary fa tsy kilwui maintsy atrehana,reo fanambintsika nininao potehana,kosehana
K'anefa tononkira.serasera.org tantara efa voasoratra
Tsy tia fihafina enao tsy tia atanatohatra
Otrany hoe vao omaly le teny @gallieny
Atramzao tehiriziko ato anaty galerie
Ndraindray ah te ampiditra anle credit gala erÿ
nefa aoka sao ny vavanao iboredika anlery
Raha tsy sitranin'fotoana zah sitranin'mokondoha,nenareo iriko ho lafatra sy soa
aza atao mapiasa saina ny amiko,f'efa ela aho ny mafy,f'efa ela aho ny mafy
refrain(*2)
Lalanao zory
ny lasa avalony ho may,
fa ny aty koa efa fay

--------
Rohy: