Fay (Agrad)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ho roa herinandro zay ny tontoloko ny maloka
Fa t@nao iany ahy ny mba nety nandoalika
F'enao nangarika,nanesotra anle marika
Fa hoe any ho any misy anankiray mahasarika
Marary fa tsy maintsy atrehana,reo fanambintsika nininao potehana,kosehana
K'anefa tantara efa voasoratra
Tsy tia fihafina enao tsy tia atanatohatra
Otrany hoe vao omaly le teny @gallieny
Atramzao tehiriziko ato anaty galerie
Ndraindray ah te ampiditra anle credit gala erÿ
nefa aoka sao ny vavanao iboredika anlery
Raha tsy sitranin'fotoana zah sitranin'mokondoha,nenareo iriko ho lafatra sy soa
aza atao mapiasa saina ny amiko,f'efa ela aho ny mafy,f'efa ela aho ny mafy

refrain(*2)
Lalanao zory
ny lasa avalony ho may,
fa ny aty koa efa fay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Agrad
Vangy : 1996
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Goretzka
Daty : 30/08/2021 09:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0732