Fay (Agrad)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ho roa herinandro zay pcbfalk ny tontoloko ny maloka
Fa t@nao iany ahy ny mba nety nandoalika
F'enao nangarika,nanesotra anle marika
Fa hoe any ho any misy anankiray mahasarika
Marary fa tsy maintsy atrehana,reo fanambintsika kgyjo nininao potehana,kosehana
K'anefa tantara efa voasoratra
Tsy tia fihafina enao tsy tia atanatohatra
Otrany hoe vao omaly le teny @gallieny
Atramzao tehiriziko ato anaty galerie
Ndraindray ah tononkira.serasera.org te ampiditra anle credit gala erÿ
nefa fomryue aoka sao ny vavanao iboredika anlery
Raha tsy sitranin'fotoana zah sitranin'mokondoha,nenareo iriko ho lafatra sy soa
aza atao mapiasa saina ny amiko,f'efa ela aho ny mafy,f'efa ela aho ny mafy
refrain(*2)
Lalanao zory
ny lasa avalony ho may,
fa ny aty koa efa fay

--------
Link: