Fay (Agrad)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ho roa herinandro zay ny tontoloko ny maloka
Fa t@nao iany ahy ny mba nety nandoalika
F'enao nangarika,nanesotra anle marika
Fa hoe any ho any misy tononkira.serasera.org anankiray mahasarika
Marary fa tsy wtlze maintsy atrehana,reo fanambintsika nininao potehana,kosehana
K'anefa tantara efa voasoratra
Tsy tia fihafina enao tsy tia atanatohatra
Otrany hoe vao omaly le teny @gallieny
Atramzao tehiriziko ato anaty galerie
Ndraindray ah te ampiditra anle credit gala erÿ
nefa aoka sao ny vavanao iboredika anlery
Raha tsy sitranin'fotoana zah sitranin'mokondoha,nenareo iriko ho lafatra sy soa
aza atao mapiasa saina ny amiko,f'efa ela aho ny mafy,f'efa ela aho ny mafy

refrain(*2)
Lalanao zory iipyeuw
ny lasa avalony ho may,
fa ulbzxwcr ny aty koa efa fay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Agrad
Visites : 4066
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Goretzka
Date : 30/08/2021 09:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0282