MIFOHAZA (AFZ(Anjomara Fideran'i Ziona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E! Ianareo zay matory
Mifohaza,mifohaza
E! Ianareo zay sondriana
Avia ka mitoria
Ka dia raiso ny anjomara
tononkira.serasera.org Ho fihobiana fiderana
E! hrhym Malakia,mitsangana
Tafio ny herinao ry lyazsjrh ziona ô!
E! Malakia nviiydo mitsangana
Ingao ny hiranao
Mifohaza,mifohaza
E! Ianareo zay sondriana
Avia ka mitoria
Ka dia raiso ny anjomara
tononkira.serasera.org Ho fihobiana fiderana
E! hrhym Malakia,mitsangana
Tafio ny herinao ry lyazsjrh ziona ô!
E! Malakia nviiydo mitsangana
Ingao ny hiranao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFZ(Anjomara Fideran'i Ziona)Vangy : 2052
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : seles
Daty : 22/10/2014 19:27
