MIFOHAZA (AFZ(Anjomara Fideran'i Ziona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E! Ianareo zay matory
Mifohaza,mifohaza
E! Ianareo zay sondriana
Avia ka mitoria
Ka dia raiso ny anjomara
pcmdvyby tononkira.serasera.org Ho fihobiana fiderana
E! Malakia,mitsangana
Tafio ny lfjkrmh herinao ry ziona jxityc ô!
E! Malakia mitsangana
Ingao ny hiranao
Mifohaza,mifohaza
E! Ianareo zay sondriana
Avia ka mitoria
Ka dia raiso ny anjomara
pcmdvyby tononkira.serasera.org Ho fihobiana fiderana
E! Malakia,mitsangana
Tafio ny lfjkrmh herinao ry ziona jxityc ô!
E! Malakia mitsangana
Ingao ny hiranao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFZ(Anjomara Fideran'i Ziona)Hits : 2053
Likes : 0 Like
Created by : seles
Date : 22/10/2014 19:27
