AFZ(Anjomara Fideran'i Ziona)

Hampiditra sary Nampiditra seles
22/10/2014 17:50
Hiran'i AFZ(Anjomara Fideran'i Ziona) 1 Jereo eto
Vangy : 1173
Mpankafy : 1 Ankafizo
Sampana Tanora Kristiana ao amin'ny Fjkm Ziona Fivavahana Andranobe.Ity antokom-pihira ity dia niforona tamin'ny taona 2003.Arak'izany dia efa maromaro ihany ny hira sy ny tononkira fa mbola eo ampanam-paritahana azy ny tompon'andraikitra.Dia misaotra antsika rehetra sahady amin'ny fandraisana!

Hevitra momba an'i AFZ(Anjomara Fideran'i Ziona)

hery (22/10/2014 22:26)
Mba mampidira sary raha manana.
Misaotra.

Hiran'i AFZ(Anjomara Fideran'i Ziona) (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.173