MIFOHAZA (AFZ(Anjomara Fideran'i Ziona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
E! Ianareo zay matory
Mifohaza,mifohaza
E! Ianareo zay sondriana
Avia ka mitoria
Ka dia raiso ny anjomara
iwymwytf tononkira.serasera.org Ho fihobiana fiderana
E! osdqyd Malakia,mitsangana
Tafio utagxlca ny herinao ry ziona ô!
E! Malakia mitsangana
Ingao ny hiranao
Mifohaza,mifohaza
E! Ianareo zay sondriana
Avia ka mitoria
Ka dia raiso ny anjomara
iwymwytf tononkira.serasera.org Ho fihobiana fiderana
E! osdqyd Malakia,mitsangana
Tafio utagxlca ny herinao ry ziona ô!
E! Malakia mitsangana
Ingao ny hiranao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFZ(Anjomara Fideran'i Ziona)Vangy : 2081
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : seles
Daty : 22/10/2014 19:27
