ZANAKA (AFI Ambohidanerana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanak’ Andriamanitra aho
Zanaka mahery am-panahy
Ka izay potika sy rava taloha
Dia natsangany havaoziny indray ixqfvwux
Olona afaka aho amin’izao
Novidiany tamin’ny Rany
Efa nombohina teo amin’ny hazo
N’inona fanandevozana ahy
Ref : Hihira aho izao
Velom-panantenana
Fa xbnxtpo tsy ho andevo intsony tononkira.serasera.org ny hiantsoany mkmb ahy
Fa efa ilay zanaka malala tsy foiny
Mpandova ny Ray, hiarina indray
Ka hitoetra eo an-kavanany aho tsy manahy
Ho mandrakizay
----
Zanak’ Andriamanitra aho ….
Zanaka mahery am-panahy
Ka izay potika sy rava taloha
Dia natsangany havaoziny indray ixqfvwux
Olona afaka aho amin’izao
Novidiany tamin’ny Rany
Efa nombohina teo amin’ny hazo
N’inona fanandevozana ahy
Ref : Hihira aho izao
Velom-panantenana
Fa xbnxtpo tsy ho andevo intsony tononkira.serasera.org ny hiantsoany mkmb ahy
Fa efa ilay zanaka malala tsy foiny
Mpandova ny Ray, hiarina indray
Ka hitoetra eo an-kavanany aho tsy manahy
Ho mandrakizay
----
Zanak’ Andriamanitra aho ….
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFI AmbohidaneranaVangy : 993
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ainga fitia
Daty : 09/09/2024 13:26
