Fanahy Masina (AFI Ambohidanerana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy unsonoqx masina o !
Midina eto Ianao
Mangetaheta anao, fatratra aho izao
Fenoy tanteraka ny fpskbpd Amiko
Ny fo sy saina, tena sy fanahy
Fanahy Masina o!
Midina eto Ianao
Hitondra aim-baovao ireo olonao
Izay reraka uhvz sy toa kivy tokoa
Ampaherezo, ampitrakao ny loha
REF : Ry Fanahy Masina tononkira.serasera.org o, faingana re Ianao
Handrakotra ahy manontolo
Mba hamelona sy hikolokolo
Ry Fanahy Masina o, mpiahy ny Fiainako
Hamasino aho ry Fanahy
Tongasoa Ianao
Midina eto Ianao
Mangetaheta anao, fatratra aho izao
Fenoy tanteraka ny fpskbpd Amiko
Ny fo sy saina, tena sy fanahy
Fanahy Masina o!
Midina eto Ianao
Hitondra aim-baovao ireo olonao
Izay reraka uhvz sy toa kivy tokoa
Ampaherezo, ampitrakao ny loha
REF : Ry Fanahy Masina tononkira.serasera.org o, faingana re Ianao
Handrakotra ahy manontolo
Mba hamelona sy hikolokolo
Ry Fanahy Masina o, mpiahy ny Fiainako
Hamasino aho ry Fanahy
Tongasoa Ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFI AmbohidaneranaHits : 877
Likes : 0 Like
Created by : Ainga fitia
Date : 06/09/2024 16:16
