ZANAKA (AFI Ambohidanerana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanak’ Andriamanitra aho
Zanaka mahery am-panahy
Ka izay potika sy rava taloha
Dia natsangany havaoziny indray
Olona afaka aho tononkira.serasera.org amin’izao
Novidiany tamin’ny Rany
Efa nombohina teo amin’ny hazo
N’inona fanandevozana ahy
Ref : Hihira aho izao
Velom-panantenana
Fa tsy ho andevo intsony ny hiantsoany ahy
Fa efa ilay zanaka malala tsy foiny
Mpandova ny Ray, fmlvrco hiarina mdsrl indray
Ka hitoetra eo an-kavanany cqdeq aho tsy manahy
Ho mandrakizay
----
Zanak’ Andriamanitra aho ….
Zanaka mahery am-panahy
Ka izay potika sy rava taloha
Dia natsangany havaoziny indray
Olona afaka aho tononkira.serasera.org amin’izao
Novidiany tamin’ny Rany
Efa nombohina teo amin’ny hazo
N’inona fanandevozana ahy
Ref : Hihira aho izao
Velom-panantenana
Fa tsy ho andevo intsony ny hiantsoany ahy
Fa efa ilay zanaka malala tsy foiny
Mpandova ny Ray, fmlvrco hiarina mdsrl indray
Ka hitoetra eo an-kavanany cqdeq aho tsy manahy
Ho mandrakizay
----
Zanak’ Andriamanitra aho ….
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFI AmbohidaneranaVisites : 832
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ainga fitia
Date : 09/09/2024 13:26
