ZANAKA (AFI Ambohidanerana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanak’ Andriamanitra aho
Zanaka mahery am-panahy
Ka izay potika sy rava taloha
Dia natsangany havaoziny indray
Olona afaka aho amin’izao
Novidiany tamin’ny Rany
Efa nombohina teo amin’ny hazo
N’inona fanandevozana ahy
Ref : Hihira aho izao
Velom-panantenana
Fa tsy ho andevo intsony ny hiantsoany ahy
Fa efa ilay zanaka malala tsy foiny
Mpandova ny Ray, hiarina indray
Ka hitoetra eo ikhi an-kavanany aho tononkira.serasera.org tsy manahy
Ho mandrakizay maydzmmz
----
Zanak’ Andriamanitra aho xzokzlt ….
Zanaka mahery am-panahy
Ka izay potika sy rava taloha
Dia natsangany havaoziny indray
Olona afaka aho amin’izao
Novidiany tamin’ny Rany
Efa nombohina teo amin’ny hazo
N’inona fanandevozana ahy
Ref : Hihira aho izao
Velom-panantenana
Fa tsy ho andevo intsony ny hiantsoany ahy
Fa efa ilay zanaka malala tsy foiny
Mpandova ny Ray, hiarina indray
Ka hitoetra eo ikhi an-kavanany aho tononkira.serasera.org tsy manahy
Ho mandrakizay maydzmmz
----
Zanak’ Andriamanitra aho xzokzlt ….
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFI AmbohidaneranaHits : 900
Likes : 0 Like
Created by : Ainga fitia
Date : 09/09/2024 13:26
