HAFA MIHITSY (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahafoy ny ainao ho ahy Ianao Jesoa
Ilay niaretanao dia mafy indrindra
Narary Ianao voakapoka, voaratra
Tsy nisy niantra fa voarora sy voalatsa
Ianao anefa tsy namaly ireo
Tsy mba nanome tsiny n'iza xvwslb n'iza
Navelanao indray ny fahotany
Izay ataony hoy Ianao tsy fantany i

REF :
Eh ! hafa mihitsy
Fitiavana tsy misy tahak'izay
Tomany aho raha mahatsiaro izay niaretanao
Tsy rariny fa mafy loatra waa
Eh ! e' ty zaho e
Mba inona moa no nataoko Anao ?
Tsy foiko akory ny aiko hanao izay sitrakao
Izay tiako ihany no ao an-tsaiko ao

Zaho koa mba manana_ady tahak'izay
Misy mamely tononkira.serasera.org sy mandratra koa a
Isan'andro aho miaritra lnrdnzz marary
Ny vahaolana_hitako dia ny mamaly
Fa manomboka anio aho hiova re
Hivavaka sy hifona ho azy ireny
K'izao no ataoko @ mpanenjika_ahy
Tsy hainy qwfav izay ataony, mamelà azy ii

REF :

~ AFA Choir ~

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)
Vangy : 596
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ckaye
Daty : 23/04/2024 10:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293