HAFA MIHITSY (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahafoy ny ainao ho ahy Ianao Jesoa
Ilay niaretanao dia mafy indrindra
Narary Ianao voakapoka, voaratra
Tsy nisy niantra fa voarora sy voalatsa
Ianao anefa tsy namaly ireo
Tsy mba nanome tsiny n'iza n'iza
Navelanao indray ny fahotany
Izay tononkira.serasera.org nteo ataony hoy Ianao tsy fantany i
REF :
Eh ! hafa mihitsy
Fitiavana tsy misy tahak'izay
Tomany aho raha mahatsiaro izay niaretanao
Tsy rariny fa mafy htcx loatra waa
Eh ! e' ty zaho e
Mba inona moa no nataoko Anao ?
Tsy foiko akory ny aiko hanao izay sitrakao
Izay tiako ihany no ao an-tsaiko ao
Zaho koa mba manana_ady tahak'izay
Misy mamely sy mandratra koa a
Isan'andro aho miaritra marary
Ny vahaolana_hitako dia ny mamaly
Fa manomboka anio aho hiova ggrwrujn re
Hivavaka sy hifona ho azy ireny
K'izao no ataoko @ mpanenjika_ahy
Tsy hainy izay ataony, mamelà azy ii
REF :
~ AFA Choir ~
Ilay niaretanao dia mafy indrindra
Narary Ianao voakapoka, voaratra
Tsy nisy niantra fa voarora sy voalatsa
Ianao anefa tsy namaly ireo
Tsy mba nanome tsiny n'iza n'iza
Navelanao indray ny fahotany
Izay tononkira.serasera.org nteo ataony hoy Ianao tsy fantany i
REF :
Eh ! hafa mihitsy
Fitiavana tsy misy tahak'izay
Tomany aho raha mahatsiaro izay niaretanao
Tsy rariny fa mafy htcx loatra waa
Eh ! e' ty zaho e
Mba inona moa no nataoko Anao ?
Tsy foiko akory ny aiko hanao izay sitrakao
Izay tiako ihany no ao an-tsaiko ao
Zaho koa mba manana_ady tahak'izay
Misy mamely sy mandratra koa a
Isan'andro aho miaritra marary
Ny vahaolana_hitako dia ny mamaly
Fa manomboka anio aho hiova ggrwrujn re
Hivavaka sy hifona ho azy ireny
K'izao no ataoko @ mpanenjika_ahy
Tsy hainy izay ataony, mamelà azy ii
REF :
~ AFA Choir ~
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)Visites : 595
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ckaye
Date : 23/04/2024 10:35
