Ny Fiadanako no Homeko anareo (AFA ( Akon'ny Famonjena Vohijanahary Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Toa mamiko tokoa ry jesosy oh
Toa mamiko tokoa ny teninao
Izay manambitamby ka manao hoe
Ny fiadanako no homeko anareo
Tsaroako fa fitiavana izany maneho indrafo ety an-tany
Ho an’ireo mpanompo mahatoky hoe
Ny fiadanako no homeko anareo
1/Maro ireo hafatra izay napetraky ny tomponao
Teny mamy feno oota toky ho an’ireo xvbc izay zodnv reraka am-panahy
Solo H:
Tsy hataoko hoe mpanompo intsony ianareo fa hosakaizako
Tsy hamela anareo ho kamboty aho
Fa ny fiadanako no homeko anareo
Ref :.....
2/Fa na dia an-tompan’onja ny sambokely anivon-driaka
Ka mazàna manangoly ireo tafiotra mba handrendrika ahy
Matoky anao ry Jesosy oh, ka tsy hatahotra ny loza izay hanjo
Noho ny tononkira.serasera.org teninao izay nambaranao
Fa ny fiadanako no homeko anareo
Ref:.....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA ( Akon'ny Famonjena Vohijanahary Antsirabe)Vangy : 298
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MENJA2025
Daty : 26/08/2025 13:54