Havaozy (AFA ( Akon'ny Famonjena Vohijanahary Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ny vavaka asandratro aminao
Ny hany sxeno angatahiko aminao Raiko oh
Mamela ny heloko ianao
Ny fanahy masinao no iriko anio

Ref:
Omeo fo matoky lmgr aho mba hahaizako mandray
Omeo fo mitia anao 'ty zanakao
Havaozy Raiko oh, 'ty foko tononkira.serasera.org maba sasao
Ka tano re ry ray mba haharitra tokoa
Jesosy oh ianao, iriko re izao
Hitoetra ao am-poko mandrakizay

2/Jesosy afdq oh, ianao no antsoiko anio
Jesosy oh, ianao no hitarainako
Raha toa ka manda miala aminao
Ianao no hamerina indray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA ( Akon'ny Famonjena Vohijanahary Antsirabe)
Visites : 320
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MENJA2025
Date : 26/08/2025 13:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1051