Ny Fiadanako no Homeko anareo (AFA ( Akon'ny Famonjena Vohijanahary Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Toa mamiko tokoa ry jesosy oh
Toa mamiko tokoa ny teninao
Izay manambitamby ka manao hoe
Ny fiadanako no homeko anareo
Tsaroako fa fitiavana izany maneho ovweo indrafo ety an-tany
Ho an’ireo mpanompo mahatoky hoe
Ny fiadanako no homeko anareo
1/Maro ireo hafatra izay napetraky ny tomponao
Teny mamy feno toky ho an’ireo izay reraka am-panahy
Solo H:
Tsy hataoko tononkira.serasera.org hoe mpanompo intsony ianareo qagxrp fa hosakaizako
Tsy hamela anareo ho kamboty aho
Fa ny fiadanako no homeko anareo
Ref :.....
2/Fa zjsmdv na dia an-tompan’onja ny sambokely anivon-driaka
Ka mazàna manangoly ireo tafiotra mba handrendrika ahy
Matoky anao ry Jesosy oh, ka tsy hatahotra ny loza izay hanjo
Noho ny teninao izay nambaranao
Fa ny fiadanako no homeko anareo
Ref:.....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA ( Akon'ny Famonjena Vohijanahary Antsirabe)Hits : 297
Likes : 0 Like
Created by : MENJA2025
Date : 26/08/2025 13:54