Mandiniha (AFA ( Akon'ny Famonjena Vohijanahary Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ireo izay mankato , ireo teny nomeny, vcynmbz tononkira.serasera.org dia mandresy avokoa ao aminy
Nefa indrisy anie, to amaro ireo nandre, no tsy maharitra e

MANDINIHA, MANDINIHA IANAO, ltznerk KA FANTARO IZAY METY ATAO
Tadidio tsara fa tsy maintsy ho tsaraina eo anatrehany izaho sy ianao
Jesosy tsy mandao na hahafoy anao koa miorena tsara ianao

1/Ireo fitahiana sy ireo fahasoavana, mitondra fifaliana fiadanana
Ireo rehetra sfeqtwc ireo, dia taratra maneho ny fitiavany ahy sy ianao

A/c: NJH

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA ( Akon'ny Famonjena Vohijanahary Antsirabe)
Vangy : 273
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MENJA2025
Daty : 26/08/2025 13:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0508