Mandiniha (AFA ( Akon'ny Famonjena Vohijanahary Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ireo izay mankato , ireo teny nomeny, dia mandresy avokoa ao aminy
Nefa tononkira.serasera.org indrisy anie, to amaro ireo nandre, no tsy maharitra e

MANDINIHA, MANDINIHA IANAO, KA FANTARO IZAY METY ATAO
Tadidio tsara fa tsy maintsy ho zcgddic tsaraina eo anatrehany izaho sy ianao
Jesosy pbthhaf tsy mandao na hahafoy anao koa miorena tsara ianao

1/Ireo fitahiana sy ireo fahasoavana, mitondra fifaliana fiadanana
Ireo rehetra ireo, dia taratra maneho ny fitiavany ahy hkritd sy ianao

A/c: NJH

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA ( Akon'ny Famonjena Vohijanahary Antsirabe)
Hits : 299
Likes : 0 Like
Created by : MENJA2025
Date : 26/08/2025 13:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301