Mandiniha (AFA ( Akon'ny Famonjena Vohijanahary Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ireo izay mankato , ireo teny nomeny, dia mandresy avokoa ao aminy
Nefa indrisy anie, to amaro ireo nandre, no tsy maharitra e
MANDINIHA, MANDINIHA IANAO, tononkira.serasera.org KA FANTARO IZAY METY ATAO
Tadidio tsara fa tsy maintsy ho tsaraina eo anatrehany izaho sy ianao
Jesosy tsy mandao na hahafoy oorl anao koa miorena tsara ianao
1/Ireo fitahiana gporfoxc sy kdxs ireo fahasoavana, mitondra fifaliana fiadanana
Ireo rehetra ireo, dia taratra maneho ny fitiavany ahy sy ianao
A/c: NJH

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA ( Akon'ny Famonjena Vohijanahary Antsirabe)Hits : 300
Likes : 0 Like
Created by : MENJA2025
Date : 26/08/2025 13:57