Fiderana (AFA ( Akon'ny Famonjena Vohijanahary Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Misaotra anao izahay ry Ray, manolotra ny haja ho anao
Tsy takatry ytsirc ny sainay ny fitiavanao mitari-dalana anay ety
'Reo fahasoavana izay marobe , afafinao caofpft aminay n’aiza aleha
Mahagaga tononkira.serasera.org loatra e izato voninahitrao, manaiky anao izao tontolo izao

Ny fideranay anao maneho ny hatsaranao
Amin’ny fo tena sahy, mampientana ny fanahy
Ampianaro ihany koa, ny lalana mahasoa
Ahafahanay mitanisa, 'reo andro iainanay sisa
Fa any an-danitra, no fonenana, maharitra mandrakizay doria doria

2/Misaotra anao zahay Jesoa satria, ny ra nalatsakao tao kalvary
No nanavao indray izato fiainanay, tsy ho voageja ny satana ety
Mbola malemy anefa izahay, hajtt raha miatrika ireo ady mahamay
Ny herinao anefa no iankinanay, tsy hatahotra ary koa tsy hangahiahay

A/c: NJH

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA ( Akon'ny Famonjena Vohijanahary Antsirabe)
Hits : 320
Likes : 1 Like
Created by : MENJA2025
Date : 26/08/2025 14:01
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0373