Fiderana (AFA ( Akon'ny Famonjena Vohijanahary Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Misaotra anao izahay ry Ray, manolotra ny haja ho anao
Tsy takatry ny sainay ny fitiavanao mitari-dalana anay ety
'Reo fahasoavana izay xxcqr marobe , afafinao aminay n’aiza aleha
Mahagaga uaorhqi loatra e izato voninahitrao, manaiky anao izao tontolo izao
Ny fideranay anao maneho ny hatsaranao
Amin’ny fo tena sahy, mampientana ny fanahy
Ampianaro ihany koa, ny lalana mahasoa
Ahafahanay mitanisa, 'reo andro iainanay sisa
Fa any an-danitra, no fonenana, maharitra mandrakizay doria doria
2/Misaotra anao zahay Jesoa satria, ny ra nalatsakao tononkira.serasera.org tao kalvary
No nanavao indray izato fiainanay, tsy ho voageja ny satana ety
Mbola malemy anefa izahay, raha miatrika djmh ireo ady mahamay
Ny herinao anefa no iankinanay, tsy hatahotra ary koa tsy hangahiahay
A/c: NJH

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA ( Akon'ny Famonjena Vohijanahary Antsirabe)Hits : 346
Likes : 1 Like
Created by : MENJA2025
Date : 26/08/2025 14:01