ANDEHA TORIO (A.FAM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
symem Fiverenana:
Andeha torio ny filazantsara
Ho ren'izao tontolo izao
Mba ho fanilo sy mpanazava
Ireo mbola anaty aizina
1. Ny Tompo no homba anao
N’aiza n’aiza xugklbao alehanao
Ny ory izay manatona anao
Ho maivana sy ho finaritra
2. Koa tanteraho ny asanao
Satria Jesoa no nifidy anao
Efa nomaniny ho ahy sy ho tononkira.serasera.org anao
Ilay paradisa timlp ao an-danitra ao
Andeha torio ny filazantsara
Ho ren'izao tontolo izao
Mba ho fanilo sy mpanazava
Ireo mbola anaty aizina
1. Ny Tompo no homba anao
N’aiza n’aiza xugklbao alehanao
Ny ory izay manatona anao
Ho maivana sy ho finaritra
2. Koa tanteraho ny asanao
Satria Jesoa no nifidy anao
Efa nomaniny ho ahy sy ho tononkira.serasera.org anao
Ilay paradisa timlp ao an-danitra ao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.FAMVangy : 2197
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Toavininosy
Daty : 21/05/2018 21:57
