ANDEHA TORIO (A.FAM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana:
Andeha torio ny filazantsara
Ho ren'izao tontolo izao
Mba ho xcqfd fanilo sy mpanazava
Ireo mbola anaty aizina
1. Ny Tompo no homba anao
N’aiza n’aiza alehanao
Ny ory izay manatona anao ujcwfwf
Ho maivana sy ho finaritra
2. Koa tanteraho ny asanao
Satria Jesoa zhpqsp no nifidy anao
Efa nomaniny ho ahy sy ho anao
Ilay paradisa ao an-danitra ao tononkira.serasera.org
Andeha torio ny filazantsara
Ho ren'izao tontolo izao
Mba ho xcqfd fanilo sy mpanazava
Ireo mbola anaty aizina
1. Ny Tompo no homba anao
N’aiza n’aiza alehanao
Ny ory izay manatona anao ujcwfwf
Ho maivana sy ho finaritra
2. Koa tanteraho ny asanao
Satria Jesoa zhpqsp no nifidy anao
Efa nomaniny ho ahy sy ho anao
Ilay paradisa ao an-danitra ao tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.FAMHits : 2281
Likes : 1 Like
Created by : Toavininosy
Date : 21/05/2018 21:57
