ANDEHA TORIO (A.FAM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana:
Andeha ntklcobh torio ny filazantsara
Ho ren'izao tontolo izao
Mba ho fanilo sy mpanazava
Ireo mbola anaty aizina

1. Ny Tompo no homba anao  
N’aiza n’aiza alehanao  
Ny ory izay manatona anao  
Ho maivana sy ho finaritra
tononkira.serasera.org  

2. Koa tanteraho ny asanao  
Satria Jesoa no nifidy lzmsv anao  
Efa nomaniny ho ahy sy ho sytaqi anao  
Ilay paradisa ao an-danitra ao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : A.FAM
Visites : 2279
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Toavininosy
Date : 21/05/2018 21:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0312