You are here: home > Tononkira > A.FAM

AO AMBONY AO (A.FAM)

https://tononkira.serasera.org/hira/a.fam/ao-ambony-ao

1. Ao ambony ao no misy toeram-baovao
     Ao an-danitra ao ilay paradisa vaovao



               Andriamanitrô ! Midera Anao izahay
               Andriamanitrô ! Mba raiso re ny tononkira.serasera.orgvavakay


2. Mivavaha isika ety ambonin’ny tany
     Fa zava-poana ihany ny fiainana ety an-tany

                Andriamanitrô ! Midera Anao izahay
                Andriamanitrô ! Mba raiso re ny vavakay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : A.FAM
Mpamaky : 203
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ninosy
Tamin'ny : 14/09/2020 17:58:45
ID : 13031

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo