Filazantsara mazoto (Zouky Midera)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nataoko ho raharaha ny andeha
Hitory ny filazantsara
Ho an'ny olon-drehetra

Mila tononkira.serasera.org anao jlqskh mandeha mazoto
Mila anao hitory hampandre
Mila anao hilaza ny tsara

Leader : Ampahery ny osaosa
Choriste : Lozako ny tsy hitory filazantsara ee
Leader : Hanafaka ny anaty Aizina ee
choriste: Lozako ny tsy hitory filazantsara×2

Refrain:.....


Lozako, bkktcbfy lozako, lozako eee

Zaho tsy maintsy mitory, lozako raha tsy mitory
  
Tsy misy fatiantoka ny mitory,

fa izaho tsy maintsy mitory raha mbola atoandro fgdportr koa....

Refrain:.......x4

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Zouky Midera
Visites : 163
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : IZNC
Date : 25/07/2026 20:34
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0362