Filazantsara mazoto (Zouky Midera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nataoko ho raharaha ny andeha
Hitory ny filazantsara
Ho tononkira.serasera.org an'ny olon-drehetra
Mila anao mandeha mazoto
Mila anao hitory hampandre
Mila anao hilaza ny tsara
Leader : Ampahery ny osaosa
Choriste : Lozako ny tsy hitory filazantsara ee
Leader : Hanafaka ny anaty Aizina ee
choriste: sdsisfwz Lozako ny tsy hitory filazantsara×2
Refrain:.....
Lozako, lozako, lozako eee
Zaho tsy maintsy mitory, lozako raha tsy mitory
Tsy misy pkbllknf fatiantoka ny mitory,
fa izaho tsy maintsy mitory raha mbola atoandro cidv koa....
Refrain:.......x4

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Zouky MideraHits : 164
Likes : 1 Like
Created by : IZNC
Date : 25/07/2026 20:34