You are here: home > Tononkira > 'Zay

MBOLA HAFA ('Zay)

"MBOLA HAFA"
Ekeko tokoa fa nisy ireo tsy nety natao;
Ireo adalana,haditrana teo anilanao;
Ireo rehetra ireo no nandratra ilay fonao madio;
Ka nampisaraka ny dia.

{Mafy tokoa mantsy ireo ’zay nentinao...
  Nefa mbola tsapa hatramin’izao...
  Mafy ka izay no nahatonga anao nandtononkira.serasera.orgao
  Nefa mbola tsapa hatramin’izao...
  Fa ireo ’zay rehetra natao,
  mbola mampatsiahy anao,ireo zavatra vita,
  tsy hay fafana fa mbola ao anatiko ao,
  nataoko ihany,ny hoe anadino anao,
  saingy tsy vita:MBOLA HAFA IHANY HOA ’LA HOE TINAO
  .....MBOLA HAFA ILAY TINAO

   HAFA IHANY ILAY TINAO........

Mpihira : 'Zay
Mpamaky : 7884
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 25/08/2002 18:01:39
ID : 910

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo