You are here: home > Tononkira > 'Zay

Efa tiany ianao ('Zay)

Efa tiany iano
Tiany efa hatry ny ela

Fantany fa mbola kely tokoa izy
Fantany fa mety tsy ho tianao
Nefa ny fony efa lasanao
Ny fony efa babonao
Ny rehetra anie miankina aminao

Very ny ainy avy ao anatiny
Hery ttononkira.serasera.orgsy hainy notohaina
Nefa efa mba nosaintsaininy
Efa mba nohalalininy
Efa tiany ianao
Tiany efa hatry ny ela

Tolory azy
Zay tena ao anatinao
Tsory aminy fa tia azy
Koa ianao
Esory koa 'reo tahotra manefy anao
Fitiavana madio no atolory azy

Mpihira : 'Zay
Mpamaky : 502
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Aihnhah
Tamin'ny : 21/12/2021 19:05:34
ID : 13824

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo