Tempolin'Andriamanitra 3 (Vlm Sahy Ambatonjara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
xlyjsz 1- Voaforona ho soa sy mendrika tokoa
Aza simbaina, arovy ny aina, kolokoloy fa aza ratraina
Sitraky ny Tompo ny mahita ny mpanompo
Mitondra tena ykykzn tsy mivembena, mitana tsara ny fanekena
Fiverenana:
"Tempolin'Andriamanitra ianareo sao tsy fantatrareo, ny Fanahin'Andriamanitra mitoetra ao anatinareo." gjoin X2
2- Jesosy Tompo soa, Mpanavotra tokoa
Izy namonjy mba tsy ho very, Izy tokoa no Tompo tononkira.serasera.org mahery
Tompo tena tia, no miantso hoe AVIA
Ka manatona, raiso ny Tompo, aza mandà meteza hanompo
Fiverenana...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vlm Sahy AmbatonjaraVisites : 350
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Vlm Sahy Ambatonjara
Date : 11/07/2025 10:45