Fanompoana vaovao (Vesansiana Mihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANOMPOANA VAOVAO
Atolory ny tenanareo
Ho sorona velona
Voatokana ho an’Andriamanitra
Sady ankasitrahany
Fiv: ajzjilsj Fa izany no fanompoam-pivavahana
Tokony hataonareo
Tompoy ny namanareo
Mihoatra ny namanareo
Araka ny finoana sy fahendrena
Nomen’Izy ytlm Tompo Andriamanitra
Mankahalà ny ratsy am-pitiavana
Fikiro tononkira.serasera.org ny ugpfjf tsara
Mifanasoava am-pitiavana
Fa ho mpiray tampo marina tokoa
A/C : Farimbona vesansiana
Atolory ny tenanareo
Ho sorona velona
Voatokana ho an’Andriamanitra
Sady ankasitrahany
Fiv: ajzjilsj Fa izany no fanompoam-pivavahana
Tokony hataonareo
Tompoy ny namanareo
Mihoatra ny namanareo
Araka ny finoana sy fahendrena
Nomen’Izy ytlm Tompo Andriamanitra
Mankahalà ny ratsy am-pitiavana
Fikiro tononkira.serasera.org ny ugpfjf tsara
Mifanasoava am-pitiavana
Fa ho mpiray tampo marina tokoa
A/C : Farimbona vesansiana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vesansiana MihiraVisites : 2261
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : beraketa
Date : 08/11/2012 08:55
