Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fanompoana vaovao (Vesansiana Mihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANOMPOANA VAOVAO
Atolory ny tenanareo
Ho valvy sorona velona
Voatokana ho tononkira.serasera.org an’Andriamanitra
Sady ankasitrahany
Fiv: idxtojgs Fa izany no fanompoam-pivavahana
Tokony hataonareo
Tompoy ny namanareo
Mihoatra ny namanareo
Araka ny finoana sy agziwnjk fahendrena
Nomen’Izy Tompo Andriamanitra
Mankahalà ny ratsy am-pitiavana
Fikiro ny tsara
Mifanasoava am-pitiavana
Fa ho mpiray tampo marina tokoa
A/C : Farimbona vesansiana
Atolory ny tenanareo
Ho valvy sorona velona
Voatokana ho tononkira.serasera.org an’Andriamanitra
Sady ankasitrahany
Fiv: idxtojgs Fa izany no fanompoam-pivavahana
Tokony hataonareo
Tompoy ny namanareo
Mihoatra ny namanareo
Araka ny finoana sy agziwnjk fahendrena
Nomen’Izy Tompo Andriamanitra
Mankahalà ny ratsy am-pitiavana
Fikiro ny tsara
Mifanasoava am-pitiavana
Fa ho mpiray tampo marina tokoa
A/C : Farimbona vesansiana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vesansiana MihiraHits : 2266
Likes : 0 Like
Created by : beraketa
Date : 08/11/2012 08:55
