Fanompoana vaovao (Vesansiana Mihira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANOMPOANA VAOVAO
Atolory ny tononkira.serasera.org tenanareo
Ho sorona velona
Voatokana ho an’Andriamanitra
Sady ankasitrahany
Fiv: Fa izany no fanompoam-pivavahana
Tokony hataonareo
Tompoy ny namanareo
Mihoatra ny bzkj sdbs namanareo
Araka ny finoana sy tbsyb fahendrena
Nomen’Izy Tompo Andriamanitra
Mankahalà ny ratsy am-pitiavana
Fikiro ny tsara
Mifanasoava am-pitiavana
Fa ho mpiray tampo marina tokoa
A/C : Farimbona vesansiana
Atolory ny tononkira.serasera.org tenanareo
Ho sorona velona
Voatokana ho an’Andriamanitra
Sady ankasitrahany
Fiv: Fa izany no fanompoam-pivavahana
Tokony hataonareo
Tompoy ny namanareo
Mihoatra ny bzkj sdbs namanareo
Araka ny finoana sy tbsyb fahendrena
Nomen’Izy Tompo Andriamanitra
Mankahalà ny ratsy am-pitiavana
Fikiro ny tsara
Mifanasoava am-pitiavana
Fa ho mpiray tampo marina tokoa
A/C : Farimbona vesansiana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vesansiana MihiraVangy : 2357
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : beraketa
Daty : 08/11/2012 08:55
