You are here: home > Tononkira > Tsykivy

Mbola miandry (Tsykivy)

https://tononkira.serasera.org/hira/tsykivy/mbola-miandry

Taminao t@iny nkôziko de nialatsiny,
mbola lavitra ny lalana @nay sady bedy fa mbola vahiny
tena tsitako ny atao
ny foko de lasanao
sendra mis-fitia kely e ani@nao any e ambarao
fa zah mbola miandry e na de band tsmanana 1000francs
zah tsmavandy e antanio an big bulls fa rah
zah tena potika ,tena raraka ôtran fotaka
marina nkôzin Tsota n-bandy tena rotaka

ref:
fa mbola miandry e,
tsy tafandry mandry miandry, miandry anao fôna
rahoviana vao hoavy e tsy mihina mbary ny bandy tsytononkira.serasera.org mahalala nôna
(fa mahatsiaro anao fôna)*2

zah tena lôve
baby i love you
tena kôz
rah misy aminao any kozio
aza mipôzipôz
f'enao amoronako poesie ,
amoronako rnb
i'm crazyyyy
aza lavinao aho ny foko tena tia
ny hamitaka anao zan tsy hataoko sanatria
fa raha ny antsika roa tsy maintsy ho doria
mandramaty y y yh


zah tsy mikaly (isanandro)*2 mahatsiaro anao fôna
tena mijaly ny bandy (isanandro)*2 fa tsy hita hoe aôna
zah tsy miteny (isanandro )*2 fa ôtrany môna
my gial tongava (malaky)*2 fa zah t

Hevitra mandeha

kabuto (14/03/2020 15:37:14)

noezahiko nohatsaraina ny resaka orthographe

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tsykivy
Mpamaky : 63
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : kabuto
Tamin'ny : 14/03/2020 19:30:07
ID : 12619

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo