You are here: home > Tononkira > Tsiakoraka

Ny ankizy (Tsiakoraka)

Tsy andriko ny ampitso
Hanaterako any indray ny akanjobĂ nao
Tsy andriko ny ampitso hifamihina indray
Hiara-hifaly ny foko sy ny anao.

Ilay famantaranandronao
Nanaovako sao tara raha naterinao
Ilay famatononkira.serasera.orgntarandronao satriko isan'ora
Topaza-maso, jerena lava izao.

Tsinjoko ary tsapako eto tsara
Fa raha hariva ny andro dia kamo ianao ny hody
Nefa bedy koa ianao raha toa tonga tara
Dia asesikao foana ny hoe "rahoviana no hihaona ?"

Mpihira : Tsiakoraka
Mpamaky : 2211
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 10/09/2017 17:24:14
ID : 9976

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo