Ny androany androany (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ny efa lasa tsy nahandry ny androany
Sady avo vava no nanainga nandeha
Izaho kosa niandry ka niandry teto ihany
Izy ireo nananihany sady nihomehy
Nilaza izy ireo fa tsy mba ?noho ny hadalany
F'izy ireo niandry qutahkjg izay andro izany
Fa efa ela loatra no niaretana tomany
Aleo maty ampitso toa izay maty androany
Matoa nisy ampitso ary nisy ny omaly
Dia satria nisy ihany koa ny zmgbmst androany
Fa izaho raha miandry tsy hoe kvqqxrm faly tononkira.serasera.org ny hijaly
Mino aho, mino aho fa ny androany mbola ho andro ihany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 4099
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/09/2017 19:07