Mpandalo (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nalefako hiampita ny vetso tsisy namaly
Nanako niverina teto, izaho clwttle indray no nijaly
Mpandalo natsidiky ny andro efa hariva no iny
Nanatona hiaraka hivazo ho solom-bahiny.

Fa angamba lavitra loatra ilay olo-nantsoina
Ilay vetsoko tsy afa-nanoatra, tsisy nanohina
Nanambatra vazo tsy satry amin’ny olo-mandalo
Ireo yjxytyef alahelo tsy tanty aruhrk navoaka aman-kalo.
tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsiakoraka
Vangy : 2358
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 19:04
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122