Andraso aho (Troupah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andraso aho ry malala fa ho avy
Tsy ho ela dia hifanatri-tava
Voaandry izay toa ela lavitra anao
Aza adino ny taratasy, mandra-pihaona
Ny sarinao sanatria tsy hampionona ahy
Ny vatanao manontolo dwcfez tiako hiseho
Mandra-maraina no hitiavako anao
Ny fitia toy ny tononkira.serasera.org ketsa, maniry raha hafindra
Homba anao aho n'aiza n'aiza misy anao
Fa mbola ianao no mamin'ny foko hatramin'izao
Tonga mba ezbz hamonjy ny akany tiana
Izany angamba no mety ushyknuk hitondra ny hafaliana

--------
Rohy: